![]() ![]() ![]() |
Cours de Malgache - Akany Béryl Rose ©. ~ Lalao Ragomaharisoa . |
Aujourd' hui , on reçoit des Amis . |
|
Expressions d' accueil . |
|
1/.-APPELATION
FRANCAIS |
MALAGASY |
Monsieur |
Mose - Ramose - Tompoko Tompokolahy - Andriamatoa [e ] |
Madame |
Madama - Ramatoa - Tompokovavy |
Patron |
Patro [o ] |
Venez ici les enfants |
Avia aty rankizy â! |
Prénom + â! |
Zafy â ! |
Ra + prénom ( politesse ) |
Ra - Paul = Rapaoly |
FRANCAIS |
MALAGASY |
Bonjour Monsieur ou Madame |
- Manao ahoana tompoko ô! [mana 'ou a na ]
|
Entrez |
|
Asseyez - vous Installez - vous |
|
Comment allez - vous ? |
- Manao ahoana ianao ? |
Je vais bien , merci . |
- Tsara fa misaotra |
Qu' est ce que je vous sers ? |
- Inona no harosoko anao ? [ 'In na ] |
Ne vous dérangez pas |
- Aza misahirana |
Merci |
- Misaotra tompoko |
Quoi de neuf ? |
- Inona no vaovao? |
-Il n' y a pas de nouvelles - Rien de spéciale |
- Tsy misy |
Qu' est ce que vous buvez ? |
Inona no sotroinao ? |
Du thé ( tisane ) ou du café |
Dite sa kafe ? |
Whisky ou jus de fruit ? |
Whisky sa rano - mboankazo ? |
Servez - vous |
Ataovy ê! na io ry ireto â! |
Oui, |
Eny ê! - [ ie ] - Ya |
On se sert |
Maka eo ihany izahay ê! |
C'est très bon |
Tsara be |
Pas mal |
Tsy ratsy |
On prend l' apéritif |
Handao haka apero ( bourgeois) |
Venez prendre l' apéritif |
Tongava maka apero ( o français ) |
A table |
Handao hisakafo - mandroso hisakafo |
Est - ce - que vous avez du coca - cola? |
Misy coca - cola ve ( ato aminao ) ? |
Non, j' en ai pas |
Tsy misy - tsy manana aho |
Servez-moi ce que vous avez |
Izay misy eo haroso ahy. |
ça suffit |
Aoka izay - misaotra . |
Non merci |
Aoka izay fa misaotra - misaotra |
3/.- DIALOGUE DE COMPREHENSION .
FRANCAIS |
MALAGASY |
Quand vous entendez le mot " Tsy " et "Aza ", ( la phrase est négative ) Refuser ou Interdire |
Raha mandre ilay teny " Tsy " sy " Aza" ianao dia mandà na mandrara ilay fehezan-teny. |
Idée de négation + verbe |
Tsy … |
Idée d' interdiction + verbe |
Aza … |
Je n' ai pas compris |
Tsy azoko |
J' ai compris maintenant |
Azoko amin' izay. |
Avez - vous compris ? |
Azonao ? Mazava ? |
Parlez lentement |
Mitenena miadana |
Je répète |
Averiko indray |
Repétez svp |
Avereno ( kely ) azafady |
Vous allez trop vite |
Mandeha aingana loatra ianao |
Epelez ce mot svp |
Ataovy tsipelina io teny io azafady |
Que signifie ce mot ? |
Inona no dikan ' io teny io ? |
Ce n' est pas claire |
Tsy mazava |
Comment ( de quelle manière ) ? |
ahoana ? |
Comment ( dans quel état ) ? |
manahoana ? |
Pourquoi ? |
nahoana ? - maninona? |
Où ? |
aiza ? |
Où ? ( dans le passé ) |
taiza ? |
D'où ? |
avy aiza ? |
Pour où ? |
ho aiza ? |
Est - ce - que ? |
moa ? - moa va ? - moa ve ? |
Combien de fois ? |
Impiry ? |
Une fois |
indray mandeha |
Deux fois |
indroa |
Quand ? |
oviana ? |
Pendant combien de temps ? |
hafiriana ? |
Retour à la Page d'Accueil du Cours
Copyright Akany Béryl Rose© v Gasikara . net © ~ Lalao Ragomaharisoa . - Jeudi 14 Octobre 1999 .~